Sary nalaina teo aminy 3 ora hatramin'ny 5 ora sy sasany teo ireto
Madagasikara tany mamiko!
Côte Est an'i Madagasikara
Papaya + balançoire = (ART mlay be!zany ny bandy rehefa mitifitra!!)
La mer! Zao no asan 'Andriamanitra La Rushia Fénérive Est
Couché du soleil à Fénérive-Est (lany batterie mihintsy ny appareille photo tamin'io dia tsy azo tsara ilay tena couché...)
Paysage retouché sur photoshop 1
Paysage retouché sur photoshop 2
Tongava ry zareo aty Fénérive Est fa mafinaritra be aty a!
Tongava ry zareo aty Fénérive Est fa mafinaritra be aty a!