Analavory, Faravohitra, Itasy, Miarinarivo 2013
Excursion Geyser Itasy Lycée Jean Joseph Rabearivelo classe de 1ère et Seconde 2013
Levée du jour Faravohitra pris d'Antsahavola à 5h30 du matin. Nifoha maraina be aho sady nanomana sakafo dia niakatra kely tao amin'ny terasse dia naka sary.
Vers le Geyser d'Itasy paysage colline. A travers la vitre du bus.
La Pont...Tatezana....
Paysage riviere et colline
Geyser Madagasikara
Lapan'ny tanana Analavory
Analavory est une commune rurale située dans la Province de Tananarive dans la région d'Itasy, au centre du Madagascar. Elle appartient au district de Miarinarivo. Région volcanique analavory possède l unique geyser de Madagascar. (source wikipedia) Mairie Analavory 2013

Couchée du soleil amin'ny lalana fiverenana Antananarivo 2013
Lalan'ny mody amin'izay dia mbola naka sary....sady mandeha ihany ny bus, izaho koa moa tany amin'ny farany no nipetraka ka nahazo kely fa tsy dia tsara...
Mpianatry ny LJJR Analakely tany amin'ny excursion Geyser ITasy 2013:
Ireo ny bus nitondra ny ankizy.
Andeha any amin'ny Ilo de la Vierge dia naka sary niaraka tamin'i MR Raphaël Prof de MAths :D
Mr Charles, proviseur tamin'ny io fotoana io, surr rams a!!
Bon....no comment (protéstant)
Vue d'en haut, quelques élèves du LJJR...
Nilomano tami'ilay rano kely aloha....maromaro izahay, fa tena grave be ny courant an'io rano io a sady vato be ny tao ambany tao, aza mba mandro eo ry zareo fa tena saika lasa itsika a (hisaorana ny Tompo)
Tiako be ny composition an'ity paysage ity.
Ambulance Analavory
Ambulance et mairie d'Analavory.
Mois de Mai dia feno fety tany Analavory.... tranompokonolona ngamba io...